|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 Madagasikara tanindrazanay |
| Singan-teny | 2Madagasikara, 3tany, 4razana |
| Sokajin-teny | 5 anarana (lohatenin-tononkalo) [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
6Hiran' ny MDRM, 1946.
7Tonony : Jacques Emma Rahamefy. 8Feony : Rahamefison. [3.1] |
| Voambolana | 9 Haisoratra: tononkalo |
| Mpanoratra |
10Tonony: Rahamefy Jacques Emma. Feony: Rahamefison |
| Lahatsoratra | 11 |
| Lahatsiratra manontolo |
12 I 13 Madagasikara tanindrazanay! 14 Tany saro-bidy masina sy soa; 15 Lova soa navelan' ny razanay taloha; 16 Maty ho anao no tena lazanay. 17 II 18 Isika rehetra izao akanga miara-dia 19 Tsy azo tabaina na ravana koa; 20 Ka hitomban-dahy hiasa re satria 21 Io no loharano fototry ny soa. 22 III 23 Malagasy ô, andeha hifankatia; 24 Ho mpirahalahy tena iray tam-po; 25 Ny hifankahala hatao sanatria. 26 Ka iray tokoa ny saina sy ny fo. 27 Isan' andininy 28 Mitsangàna ry tanora ! 29 Mitsangàna ka aza manana ahiahy; 30 Izao no andro sady ora, 31 Mijoroa sahia tokoa ho lehilahy. |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/10/11 |
|